Towards a Logic of Ethnodentistry at Antongobe, Southwestern Madagascar. Economic Botany49
Mahafaly uses of plants to treat toothache in the Antongobe region are consistent with those from other countries where related species grow. We identify eight wild plants used in herbal dentistry, describe their manner of preparation and medicinal uses, and discuss their pharmacological properties. We also indicate briefly where dental problems belong in the larger ethnomedical system. Ny fampiasan’ny Mahafaly zavamaniry itsaboana areti-nify any amin’ny faritanin’ Antongobe dia mitovitovy amin’ireo any amin’ny tany hafa izay anirian’ny karazan-javamaniry fahita any Antongobe. Manao ny famantarana ny zavamaniry dia valo ampiasaina amin’ny fitsaboanify izahay, dia mampiseho ny fanomanana sy ny fampiasana azy ireo ary manadihady ny toetoetr’izy ireo amin’ny mahafanafody azy. Mampiseho koa izahay ny toerana misy ny raharaha momba ny nify eo anivon’ny tontolon’ny fitsaboana ara-fombapokonolona.